Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 35:28 Malagasy Bible (MG1865)

satria tokony ho nitoetra tao an-tanàna fandosirana izy mandra-pahafatin'ny mpisoronabe; fa rehefa maty ny mpisoronabe, dia mahazo mody any amin'ny zara-taniny ihany ilay nahafaty olona.

Vakio ny toko manontolo Nomery 35

Jereo Nomery 35:28 amin'ny teny manodidina.