Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 33:54 Malagasy Bible (MG1865)

Ary filokana no hizaranareo ny tany araka ny fokonareo avy: ny maro isa homenareo zara-tany bebe kokoa, ary ny vitsy isa homenareo kelikely kokoa; samy ao amin'izay ivoahan'ny filokana ho azy no ho anjarany; araka ny firenen'ny razanareo no hahazoanareo zara-tany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 33

Jereo Nomery 33:54 amin'ny teny manodidina.