Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 33:38 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Arona mpisorona niakatra tao an-tendrombohitra Hora, araka ny didin'i Jehovah, dia maty tao izy tamin'ny fahefa-polo taona taorian'ny nivoahan'ny Zanak'Isiraely avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahadimy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 33

Jereo Nomery 33:38 amin'ny teny manodidina.