Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 31:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny antsasany an'ny Zanak'Isiraely kosa dia analao iray isan-dimam-polo, na olona, na omby, na boriky, na ondry aman'osy, dia ny biby fiompy rehetra, ka omeo ho an'ny Levita, izay mitandrina ny anjara-raharaha momba ny tabernakelin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Nomery 31

Jereo Nomery 31:30 amin'ny teny manodidina.