Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 3:51 Malagasy Bible (MG1865)

dia nomen'i Mosesy an'i Arona sy ny zanany izany vola avotra izany, araka ny tenin'i Jehovah, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 3

Jereo Nomery 3:51 amin'ny teny manodidina.