Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 3:31 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny anjara-raharahany dia ny fiara sy ny latabatra sy ny fanaovan-jiro sy ny alitara roa, ary ny fanaky ny fitoerana masina, izay fanaovana fanompoam-pivavahana, ary ny varavarana lamba mbamin'ny zavatra rehetra fanaovana ny fanompoana momba azy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 3

Jereo Nomery 3:31 amin'ny teny manodidina.