Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 3:12 Malagasy Bible (MG1865)

Indro, Izaho efa naka ny Levita avy tamin'ny Zanak'Isiraely ho solon'ny lahimatoa rehetra izay voalohan-teraka eo amin'ny Zanak'Isiraely: dia Ahy ny Levita,

Vakio ny toko manontolo Nomery 3

Jereo Nomery 3:12 amin'ny teny manodidina.