Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 3:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Arona sy ny zananilahy hotendrenao hitandrina ny fisoronany; fa raha olon-kafa no manakaiky, dia hatao maty izy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 3

Jereo Nomery 3:10 amin'ny teny manodidina.