Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 29:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izao no atero ho fanatitra dorana, dia fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah: vantotr'ombilahy telo ambin'ny folo sy ondrilahy roa ary zanak'ondry efatra ambin'ny folo, izay iray taona avy sady tsy misy kilema.

Vakio ny toko manontolo Nomery 29

Jereo Nomery 29:13 amin'ny teny manodidina.