Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 28:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny zanak'ondry iray koa haterinao nony hariva; ary fanatitra hohanina sy fanatitra aidina tahaka ny natao tamin'ny fanatitra maraina no hampombainao azy ho fanatitra atao amin'ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Nomery 28

Jereo Nomery 28:8 amin'ny teny manodidina.