Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 28:2 Malagasy Bible (MG1865)

Mandidia ny Zanak'Isiraely hoe: Ny fanatitra ho Ahy, dia ny haniko, izay fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana ho Ahy, dia aoka hotandremanareo ny hanaterana izany ho Ahy amin'ny fotoany avy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 28

Jereo Nomery 28:2 amin'ny teny manodidina.