Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 27:17 Malagasy Bible (MG1865)

ka hivoaka sy hiditra eo alohany ary hitarika azy hivoaka sy hiditra, mba tsy ho tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ny fiangonan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Nomery 27

Jereo Nomery 27:17 amin'ny teny manodidina.