Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 25:4 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Alao ny loholona rehetra, ary ahantòny tandrifin'ny masoandro eo anatrehan'i Jehovah ireo nijangajanga ireo, mba hitsaharan'ny firehetan'ny fahatezeran'i Jehovah amin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Nomery 25

Jereo Nomery 25:4 amin'ny teny manodidina.