Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 23:27-30 Malagasy Bible (MG1865)

27. Dia hoy Balaka tamin'i Balama: Andeha ho entiko any amin'izay tany hafa ianao; angamba ho sitrak'Andriamanitra ny hanozonanao azy any ho ahy.

28. Ary Balama dia nentin'i Balaka ho ao an-tampon'i Peora, izay manatrika ny efitra.

29. Dia hoy Balama tamin'i Balaka: Manorena alitara fito eto ho ahy, ka manamboara vantotr'ombilahy fito sy ondrilahy fito.

30. Ary Balaka dia nanao araka izay efa nolazain'i Balama ka nanatitra vantotr'ombilahy, sy ondrilahy iray avy teo ambonin'ny isan'alitara.

Vakio ny toko manontolo Nomery 23