Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 22:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nirehitra taminy ny fahatezeran'Andriamanitra, satria nandeha izy; ka dia nijanona teo an-dalana Ilay Anjelin'i Jehovah ho mpisakana azy. Ary Balama nitaingina ny borikiny, ary ny zatovony roa lahy nanaraka azy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 22

Jereo Nomery 22:22 amin'ny teny manodidina.