Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 22:18 Malagasy Bible (MG1865)

Fa namaly Balama ka nanao tamin'ny mpanompon'i Balaka hoe: Na dia homen'i Balaka volafotsy sy volemana eran'ny tranony aza aho, dia tsy mahazo manoatra ny tenin'i Jehovah Andriamanitro aho, na handatsaka, na hampihoatra.

Vakio ny toko manontolo Nomery 22

Jereo Nomery 22:18 amin'ny teny manodidina.