Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 21:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah taminy: Manaova menaran'afo, ka ahantòny amin'ny hazo lava, ary izay rehetra voakaikitra dia ho velona, raha mijery izany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 21

Jereo Nomery 21:8 amin'ny teny manodidina.