Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 21:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niteny nanome tsiny an'Andriamanitra sy Mosesy ny olona ka nanao hoe: Nahoana no nentinao niakatra avy tany Egypta amin'ny lalan'ny mpisafo-tany izahay ho faty atỳ an-efitra? fa tsy misy mofo na rano atỳ ary mahamonamonaina ny fanahinay itony mofomofo foana itony.

Vakio ny toko manontolo Nomery 21

Jereo Nomery 21:5 amin'ny teny manodidina.