Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 21:34 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Aza matahotra azy ianao, fa efa natolotro eo an-tananao izy sy ny vahoakany rehetra ary ny taniny; ary ianao hanao aminy araka izay nataonao tamin'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, izay nitoetra tao Hesbona.

Vakio ny toko manontolo Nomery 21

Jereo Nomery 21:34 amin'ny teny manodidina.