Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 21:26 Malagasy Bible (MG1865)

Hesbona no tanànan'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, izay efa nanafika ny mpanjakan'i Moaba taloha, ka efa nalainy taminy avokoa ny taniny rehetra hatrany Arnona.

Vakio ny toko manontolo Nomery 21

Jereo Nomery 21:26 amin'ny teny manodidina.