Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 21:23 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa Sihona tsy namela ny Isiraely handeha hamaky ny taniny, fa nanangona ny vahoakany rehetra izy ka nivoaka avy tany an-efitra hihaona amin'ny Isiraely, dia nankany Jahaza; ary niady tamin'ny Isiraely teo izy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 21

Jereo Nomery 21:23 amin'ny teny manodidina.