Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 21:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony niala tao Obota, izy, dia nitoby tao Ie-abarima, tany amin'ny efitra izay mifanolotra amin'i Moaba, tandrifin'ny fiposahan'ny masoandro.

Vakio ny toko manontolo Nomery 21

Jereo Nomery 21:11 amin'ny teny manodidina.