Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 20:8 Malagasy Bible (MG1865)

Alao ny tehina, ka vorionao sy Arona rahalahinao ny fiangonana, ary mitenena amin'ny vatolampy eo imasony, dia hampiboiboika ny ranony izy; ary hampivoaka rano ho an'ny olona avy amin'ny vatolampy ianao, ka dia hampisotroinao ny fiangonana sy ny biby fiompiny.

Vakio ny toko manontolo Nomery 20

Jereo Nomery 20:8 amin'ny teny manodidina.