Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 20:6 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niala teo anatrehan'ny fiangonana Mosesy sy Arona ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana ka niankohoka; dia niseho taminy ny voninahitr'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Nomery 20

Jereo Nomery 20:6 amin'ny teny manodidina.