Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 20:28 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nesorin'i Mosesy ny fitafian'i Arona ka natafiny an'i Eleazara zanany; ary maty tao an-tampon'ny tendrombohitra Arona; dia nidina avy tao an-tendrombohitra Mosesy sy Eleazara.

Vakio ny toko manontolo Nomery 20

Jereo Nomery 20:28 amin'ny teny manodidina.