Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 20:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Mosesy dia naniraka olona avy tao Kadesy hankany amin'ny mpanjakan'i Edoma hanao hoe: Izao no lazain'i Isiraely rahalahinao: Hianao mahalala ny fahoriana rehetra izay nanjo anay:

Vakio ny toko manontolo Nomery 20

Jereo Nomery 20:14 amin'ny teny manodidina.