Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 2:34 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny Zanak'Isiraely dia nanao araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ka nitoby araka ny fanevany avy, ary samy nandroso araka ny fokony avy sy ny fianakaviany avy izy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 2

Jereo Nomery 2:34 amin'ny teny manodidina.