Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 19:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny maloto dia hofafazan'ilay olona madio amin'ny andro fahatelo sy ny fahafito; dia hanadio ny tenany amin'ny andro fahafito izy ka hanasa ny fitafiany sy handro amin'ny rano, dia hadio rehefa hariva.

Vakio ny toko manontolo Nomery 19

Jereo Nomery 19:19 amin'ny teny manodidina.