Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 19:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ilay nanangona ny lavenon'ny vantotr'ombivavy dia hanasa ny fitafiany, ary haloto mandra-paharivan'ny andro; ary ho lalàna mandrakizay ho an'ny Zanak'Isiraely sy ny vahiny eo aminy izany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 19

Jereo Nomery 19:10 amin'ny teny manodidina.