Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 18:4 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hikambana aminao izy ka hitandrina ny anjara-raharaha momba ny trano-lay fihaonana, dia ny fanompoana rehetra momba ny trano-lay; ary tsy hisy olon-kafa hanakaiky anareo.

Vakio ny toko manontolo Nomery 18

Jereo Nomery 18:4 amin'ny teny manodidina.