Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 18:28 Malagasy Bible (MG1865)

Toy izany koa no hanateranareo fanatitra ho an'i Jehovah avy amin'ny fahafolon-karenareo rehetra, izay horaisinareo amin'ny Zanak'Isiraely; ary avy amin'izany no hanateranareo ho an'i Jehovah, dia ho an'i Arona mpisorona.

Vakio ny toko manontolo Nomery 18

Jereo Nomery 18:28 amin'ny teny manodidina.