Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 18:23 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny Levita ihany no hanao ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana, ary izy no hitondra ny helony; ho lalàna mandrakizay amin'ny taranakareo hatramin'ny taranaka fara mandimby izany, fa tsy hanan-tany ho lovany eo amin'ny Zanak'Isiraely izy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 18

Jereo Nomery 18:23 amin'ny teny manodidina.