Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 18:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izao koa no ho anao: ny zavatra omeny ho fanatitra, dia ny fanatitra ahevaheva rehetra aterin'ny Zanak'Isiraely; efa nomeko ho anao sy ny zanakao-lahy ary ny zanakao-vavy koa izany ho anjara mandrakizay; izay rehetra madio amin'ny ankohonanao no mahazo mihinana izany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 18

Jereo Nomery 18:11 amin'ny teny manodidina.