Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 17:5 Malagasy Bible (MG1865)

ho fahatsiarovana ho an'ny Zanak'Isiraely mba tsy hisy olon-kafa afa-tsy ny taranak'i Arona ihany no hahazo manakaiky handoro ditin-kazo manitra eo anatrehan'i Jehovah; fandrao ho tahaka an'i Kora sy ny namany izy, dia araka ny tenin'i Jehovah izay nampitondrainy an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 17

Jereo Nomery 17:5 amin'ny teny manodidina.