Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 17:12 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nalain'i Arona izany, araka izay nandidian'i Mosesy, ka nihazakazaka ho eo afovoan'ny fiangonana izy; ary, indro, efa niantomboka teo amin'ny olona ny areti-mandringana; ary nandoro ny ditin-kazo manitra teo izy ka nanao fanavotana ho an'ny olona.

Vakio ny toko manontolo Nomery 17

Jereo Nomery 17:12 amin'ny teny manodidina.