Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 16:9 Malagasy Bible (MG1865)

Moa ataonareo ho zavatra kely va ny nampisarahan'Andriamanitry ny Isiraely anareo tamin'ny fiangonan'ny Isiraely hitondrany anareo ho akaiky Azy, hanaovanareo ny fanompoam-pivavahana momba ny tabernakelin'i Jehovah sy hitoeranareo eo anatrehan'ny fiangonana hanompo azy?

Vakio ny toko manontolo Nomery 16

Jereo Nomery 16:9 amin'ny teny manodidina.