Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 16:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary samia maka ny fitondrana fony avy ianareo rehetra, ka asio ditin-kazo manitra eo anatiny, ary samia mitondra ny fitondran'afony avy ianareo rehetra ho eo anatrehan'i Jehovah, dia fitondran'afo dimam-polo amby roan-jato; dia ianao sy Arona samy hitondra ny fitondran'afony avy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 16

Jereo Nomery 16:17 amin'ny teny manodidina.