Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 16:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary koa, ianao tsy nitondra anay ho any amin'izay tany tondra-dronono sy tantely tsinona, na nanome anay saha sy tanim-boaloboka ho fanananay; hopotsirinao va ny mason'ireto lehilahy ireto? Tsy hiakatra izahay.

Vakio ny toko manontolo Nomery 16

Jereo Nomery 16:14 amin'ny teny manodidina.