Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 15:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ho fanampin'ny isan-ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo ampahatelon'ny hina no haterinao ho fanatitra hohanina;

Vakio ny toko manontolo Nomery 15

Jereo Nomery 15:6 amin'ny teny manodidina.