Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 15:35 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Hatao maty tokoa izany lehilahy izany; hitora-bato azy eny ivelan'ny toby ny fiangonana rehetra.

Vakio ny toko manontolo Nomery 15

Jereo Nomery 15:35 amin'ny teny manodidina.