Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 15:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny amin'ny fiangonana, dia lalàna iray ihany sy fanao iray ihany no ho aminareo sy izay vahiny eo aminareo koa, dia lalàna mandrakizay hatramin'ny taranakareo fara mandimby izany: tsy hisy hafa eo anatrehan'i Jehovah na ianareo na ny vahiny.

Vakio ny toko manontolo Nomery 15

Jereo Nomery 15:15 amin'ny teny manodidina.