Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 14:24 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny amin'i Kaleba mpanompoko kosa, satria fanahy hafa no tao aminy, ka tanteraka tamin'ny fanarahana Ahy izy, dia ho entiko ho any amin'ny tany izay nalehany izy, ary ny zanany handova izany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 14

Jereo Nomery 14:24 amin'ny teny manodidina.