Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 14:2 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nimonomonona tamin'i Mosesy sy Arona ny Zanak'Isiraely rehetra, ka hoy ny fiangonana rehetra taminy; Inay anie isika mba maty tany amin'ny tany Egypta ihany; na inay anie isika mba maty tatỳ amin'ity efitra ity!

Vakio ny toko manontolo Nomery 14

Jereo Nomery 14:2 amin'ny teny manodidina.