Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 13:19 Malagasy Bible (MG1865)

ary izay toetry ny tany itoerany, na tsara, na ratsy; ary ny toetry ny tanàna izay itoerany, na ao an-day, na ao an-tanàna mimanda;

Vakio ny toko manontolo Nomery 13

Jereo Nomery 13:19 amin'ny teny manodidina.