Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 11:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny olona hafa firenena izay niharo taminy dia liana, ary ny Zanak'Isiraely koa dia nitomany indray hoe: Enga anie ka hisy hanome hena hohaninay!

Vakio ny toko manontolo Nomery 11

Jereo Nomery 11:4 amin'ny teny manodidina.