Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 11:32 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitsangana ny olona nandritra izany andro izany sy nandritra ny alina sy ny ampitson'iny koa ka nanangona ny papelika; ary izay kely fanangona no folo homera; ary nahahiny ho maina ireny manodidina ny toby.

Vakio ny toko manontolo Nomery 11

Jereo Nomery 11:32 amin'ny teny manodidina.