Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 11:24 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nivoaka Mosesy ka nilaza ny tenin'i Jehovah tamin'ny olona; dia nanangona fito-polo lahy tamin'ny loholon'ny firenena izy ka nampitoetra azy manodidina ny trano-lay.

Vakio ny toko manontolo Nomery 11

Jereo Nomery 11:24 amin'ny teny manodidina.