Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 1:50 Malagasy Bible (MG1865)

fa tendreo izy hitandrina ny tabernakelin'ny Vavolombelona sy ny fanaka rehetra ary ny zavatra rehetra izay momba azy; fa izy no hitondra ny tabernakely sy ny zavatra rehetra momba azy sady hanao fanompoam-pivavahana ao; ary manodidina ny tabernakely no hitobiany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 1

Jereo Nomery 1:50 amin'ny teny manodidina.