Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 1:32 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny taranak'i Josefa: dia avy tamin'ny taranak'i Efraima araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,

Vakio ny toko manontolo Nomery 1

Jereo Nomery 1:32 amin'ny teny manodidina.