Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 1:18 Malagasy Bible (MG1865)

dia namory ny fiangonana rehetra tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana faharoa; ary samy nampanoratra ny anarany avy izy araka ny firazanany, dia araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra.

Vakio ny toko manontolo Nomery 1

Jereo Nomery 1:18 amin'ny teny manodidina.